30/10/2008

... petite pensée

                                                                                                                                      ... par Rasoa

8 commentaires:

Anonyme a dit…

;-)

jentilisa a dit…

Tsia, ny fihafiana, ny fiaretana, ny faharetana samy vidiny avokoa... ankoatra izay mbola tsy voasoratro

RASOA a dit…

Amiko dia fifanolorana zavatra atakalo ny atao hoe mividy izay prix eto. Ny fitiavana anefa dia tsy miandry takalo fa kosa mampiseho mahaizy azy amin'ny fiharetana, fihafiana, faharetana, fahatsaram-panahy, tsy fanaovana lolompo, tsy fiavonavoanana, sns araka ny voalazanao. Tsy novidiana ireo fa efa tao aminy ka manome lanja azy !

Anonyme a dit…

Raha adika gasybe :
dikan-teny 1:
Tsisy vidiny ny fitiavana nefa lehibe ny lanjany...(mitovitovy amin'ny hoe tsisy vidiny ny vatokarangana nefa mavesatra)


dikan-teny 2:
Maimaipoana ny fitiavana nefa zava-dehibe...

dikan-teny 3:
TSy hay hoe ohatrinona ny fitiavana nefa nefa ny lanjany ngozabe...

Shirana be ilay mpndika-teny...:-)

RASOA a dit…

"Tsy vidiam-bola ny fitiavana nefa manan-danja lehibe". Ny vola amin-karena tsy hahavidy azy, tsy misy takalony koa troc) ny fitiavana vao mety azo. Noho izany tsy mety ilay dikan-teny fahatelo ery ise a ! Fitiavana "sentiment" no resahiko eto @ teny gasy an, fa tsy fitiavam-bola "cupidité" na fitiavan-tena "égoïsme" na ... !

jentilisa a dit…

Ny marina kosa dia hoe tsy voavidim-bola ny fitiavana satria sarobidy loatra ka dia aleo atolotra maimai-poana.

Anonyme a dit…

hoy ny vazaha hoe: l'amour, ne s'achète pas, il se donne.
Tout comme l'amitié d'ailleurs.

RASOA a dit…

Marina izany Tritriva. Et souvent quand on donne qq chose, ça n'a pas l'air important, pourtant c'est le contraire : cet AMOUR est d'une grande valeur.