10/09/2008

Flash


5 commentaires:

Anonyme a dit…

mahavariana sady mahafinaritra ireto sary ; comment ne pas avoir une nostalgie en voyant toutes ces belles et insolites photos ? !!!!!

Anonyme a dit…

Ny any aminay ilay akany nitaiza,
Tsy mety hadino na aiza na aiza,
Na lavitra manko na mbola akaiky ;
Ilay any aminay tsaroa-mampiaiky

Anonyme a dit…

Ho takona tsy ho tazana
any ambadika any ho any, ilay tananako.

Misaraka tsy hita, manoloana ny tavako ireo havako.

Veloma ry Iarivo mamin'ny fo, veloma mandram-pihaona, tsy hanadino anao i Rasoa

Anonyme a dit…

Mahafinaritra ireto sary , mampahatsiaro ny any .
Aty isika mitanisa foana ,
ny ora , andro sy taona .
Hiverenana any Iarivo malala .

Anonyme a dit…

Tena mahafinaritra sady mampihetsi-po ny mijery ireto sary. Na izaho aty antanidrazana aza dia variana ery. Indrindra moa ny mahatsapa hoe toerana lalovako daholo ny ankamaroan'ireny. Tena mbola tsara Dago kah !!!